Sabatarianisma

Ny sabatarianisma dia manohana ny fitandremana ny Sabata ho andro fitsaharana ao amin' ny kristianisma, araka ny Didy Folo hita ao amin' ny Eksôdôsy 20:8-11. Misy ny Kristiana mitandrina ny andro Sabata amin' ny andro voalohany (Alahady) ary misy ireo izay mitandrina izany amin' ny andro fahafito (Asabotsy).


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search